Cirque rouge

Isalo

Monthly Archives: mars 2018

Vaovao

Andro maneran-tany ho an'ny Teatra 

NextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnail
1234567891011
Miroso hatrany amin' ny fankasitrahana ireo mpanakanto malagasy isan-tsokajiny ny Ministera misahana ny kolontsaina amin' ny alalan' ny fanolorana mari-boninahitra sy amboara ho an'ireo mpanakanto mendrika hahazo izany eo amin' ny sehatra izay misy azy.

Kolontsaina

Mampiady varotra (tohiny)

Raha mahita ny tsipak'adrisa, mahatsiahy ny diamangan-jaza, Raha tratry ny mifako kitay merik'andro, mahatsiaro ny andevo namidy. Raha voan'ny sosoa odi-sompitra, mahatsiaro ny vary notobatobaina.