Cirque rouge

Isalo

Ambasadaoro Frantsay

Tonga nitsidika, ara-pomba fifanajana, ny Minisitry ny Kolontsaina, ny Fampiroboroboana ny Asatanana ary ny Fiarovana ny Vakoka Ramatoa Johasy Eleonore ny ambasadaoron’ny Frantsa Ramatoa Véronique Vouland-Aneini ny Alakamisy 9 Aogositra 2018 tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Noresahina nandritra izany ny fampisehoana goavana an’ireo harem-pirenena Malagasy amin’ny lafin’ny kolontsaina izay hatao any Paris amin'ny volana Septambra ho avy izao. Ny tanjona amin’izany hetsika izany dia ny fanehoan’ny malagasy ny talentany sy hampahafantarana ny harem-pireneny amin’ny firenena maro.
NextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnail
213456

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *