Cirque rouge

Isalo

Ambasadaoron’ny Repoblikan’i Korea

Nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Kolontsaina, ny Fampiroboroboana ny Asatanana ary ny Fiarovana ny Vakoka Ramatoa Johasy Eleonore sy ny Ambasadaoron’ny Repoblikan’i Korea Andriamatoa Pil Woo Kim ny Alarobia 8 Aogositra 2018 tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Noresahana nandritra izany ny Hetsika ara kolotoraly izay ho karakarain’ny firenana Koreanina eto amin-tsika amin’ny fiatombohan’ny volana Septambra hoavy izao ka hanasan’i Masoivohon’i Korea an-dRamatoa Minisitra Johasy Eléonore mba hanatrika izany sy ny fitoizan’ny fiarahamiasa eo amin’ny roa tonta indrindra.
NextGen ScrollGallery thumbnailNextGen ScrollGallery thumbnail
38711298_1982896861755252_5913702579660914688_n38778020_1982896098421995_3968523169886633984_n