Cirque rouge

Isalo

Category Archives: Kolontsaina

Kolontsaina

Mifampiady varotra (tohiny) Aza manao tahaka ny vorontsiloza. Raha siahina dia midoroboka; Mikorefarefa tsy ankizivavy: Miambczom-boahangy tsy renin-jaza. Manao ankora lava tsy mampiady Ombalahy; Midoboka  aponga tsy mamadi-drazana Tonga havana vao mibetrobetroka; Tonga rafozana vao pakalelo.

Kolontsaina

Mifampiady varotra (tohiny) Gaga aho hoy ny amalona, Raha ny kakam-pihinako no namandrika ahy; Ary ny rano fandroako no nahamasaka ahy. Ary gagaaho hoy nympisotro: