Cirque rouge

Isalo

Kolontsaina

Mampiady varotra (tohiny)

Ny tendrombohitra sangan'ny tany. Ny rofia sangan'ny ala; Ny amontana ravaky ny tànana, Ny voarabe endriky ny saha. Ny ombalahy ravaky ny kijàna. Ny lehilahy ravaky ny ankohonany. Ary ny loholona ravaky ny firenana Fa sady kiady no voninahitra. Sady tabia no rehareha. Volana andrefana mitsinjo masoandro atsinana aho; Ka izy tsy maintsy misandratra, izaho kosa tsy maintsy hisoka. Izy tsy maintsy hitombo; fa izaho kosa tsy maintsy .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *