Cirque rouge

Isalo

Kolontsaina

Mifampiady varotra (tohiny)

Ny tsinay tsy mba vatsy Ny kibo tsy mba lamosina; Enti-miady andilana; Fa izay voky matanjaka. Ny miasa noana tsy mahavadi-bainga, Ny kitapo foana tsy mahajoro. Ny basy tsy mifahana tsy mipoaka; Ny jiro tsy misy menaka tsy mirehitra. Angadimondro sy reniakoho, Ka izay mananda no resy, Fahenim-bary sy tohiloha: Ny iray hanina herinandro dia lany; Ny_iray itafiana herinandro dia rovitra.  

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *