Cirque rouge

Isalo

kolontsaina

Mifampiady varotra (tohiny)

Raha sokina tsy laninao voalavo. Raha bitro tsy tianao:jaboady; Raha amalona tsy azoazonao:menarana. Raha hevitra tsy laninao hevi-dravina. Raha hevitra tsy takatrao: nofy ririnina. Ary raha zavatra tsy azonao;mbola tsy anjara Raha fotsy noho ny vazaha : bobo. Raha mirefotra nohoin'ny basy: varatra Raha lehibe noho ny omby : trozona; Raha biby mihoatra ny mamba: loza Ary raha ody fiti-mihoatra ny vola; ialao fa mamosavy.  

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *