FISOKAJIANA NY SAMPAN’ASA EO AMIN’NY SEHATRY NY ASA TANANA.

Sehatra

Asa

010

HAZO SY VOKATRA AVY AMINY

  • Fanatsofan-kazo
  • Fandrafetana, rafitra
  • Fanaovam-panaka
  • Haitanjan-drafitra
  • Fanaovan-saribao
  • Sokitra
  • Raritakela-manify)
 

020

VY SY ASA VY

  • Taovy
  • Fanefena kojakoja-tokatrano
  • Fandrendrena
  • Fanefena fitaovam-pambolena
  • Fanefem-by
  • Asavifotsy
  • Taorindramby sy taorindrany
  • Rakitakela-manify (Vy)
  • Sokitra
  • Fametahana ankosobolamena
  • Orinasan-takelaby
  • Faninginana
  • Haiherinketsika
  • Asa amin’ny toro

030

VATO SY FIRAVAKA

  • Asa vato (mpaika-bato) fipai-bato
  • Tefy vatosoa
  • Fanefena firavaka
  • Tefy firavaka
  • Tefy vatosoa
  • Sokitra

040

LAMBA SY AKANJO

  • Famolesana
  • Fanenomana
  • Temitra
  • Amboradara
  • Fanamboarana akanjo / zaitra
  • Fanjairana / zaitra
  • Fanaovam-ba
  • Asa-dantelina
  • Hosodoko amin’ny lasoa
  • Asa haingo
  • Asa batika
  • Fanesehana (ondana, seza,)
 

050

FANAJARIANA NY FONENANA

  • Fanaovana sokay
  • Orinasa tsimenitra
  • Orinasam-biriky
  • Orinasan-taila
  • Taotavy
  • Fanamboarana fitaovana fidiovana sy kojakoja
  • Fanamboarana fitaovana tokan-trano
  • Fanamboarana loko
  • Taofitaratra
  • Asa sokay – tsaoka
  • Lasitra
  • Rafi-bato madinika samy hafa volo
  • Asa hosodoko
  • Asa voninkazo
  • Temitra lamba voarary
  • Rafitra (rafi-bato, rafi-biriky)
  • Fiasana firamainty (fantsona)
  • Fametrahan-gorodon-taila na vato
  • Fametrahana jiro Mpahaiherinaratra
  • Tao fitaratra
  • Tao tafo
 

060

KOFEHIN-JAVAMANIRY

 
  • Rary
  • Asa avy @ tady
  • Fanenomana
  • Fandrandrana  /rary
  • Asa taratasy Antemoro

070

BIBY SAMIHAFA

  • Fandoman-koditra
  • Haitahoditra
  • Fanaovan-kiraro
  • Asa tandroka
  • Asa kiran-trondro
  • Asa taolana
  • Asa ankorandrika
  • Hodibiby  sesehina

080

VOLY SAKAFO SY SAKAFO

  • Angesongeson-kena
  • Fanaova-mofo
  • Fanaovana mofomamy
  • Fanendahana / fanamaivoka / fitotoana
  • Orinasa menaka
  • Fanaovana rano fisotro
  • Fanodinana ronono
  • Fanasaliana trondro,(saly)
  • Fanodinana koba
  • Fanaovana bisikoita
  • Taovatomamy
  • Fanamboarana holatra
  • Orinasa fanasitiliana
  • Mpanitsiro sakafo – hanitra
  •  Fanamboarana siramamy
  • Fanamboarana paraky
  • Fanendasan-kafe
  • Fanodinana legioma
  • Fanamboarana Hanim-biby
  • Fanamboarana mena-kisoa
  • Fandrary lavanila

090

MENAKA SY FAHADIOVANA

  • Fanamboarana labozy
  • Fanamboarana savony
  • Fanamboarana savoka
  • Fitenehan-toaka
  • Fanaovana ranomanitra
  • Fanaovana menaka
  • Taovolo
  • Karakara-tarehy
  • Karakara-tànana
  • Karakara-tongotra
  • Solo volo
  • Solo nify

100

SARY PIKA, HOSODOKO SY SORA-KALIANA

  • Fanamboarana fitomboka
  • Fanamboarana ranomainty
  • Printy sivanin-damba landy
  • Fanamboarana zavatra fanao firavaka amin’ny taratasy

110

KOLOTORA SY FIALAM-BOLY

  • Fanamboarana zava-maneno
  • Fanamboarana kilalao
  • Fanamboarana sary lasitra sy zava-maneno

120

HAIMILINAMADINIKA, HAIELEKTRONIKA, KAJIMIRINDRA, MPAHAY FITAOVAM-PAMPANGATSIAHANA, HAIASAN-KERINARATRA

 
  • Fanamboarana famataranandro
  • Fanamboarana fitaovana simba ao antokan-trano sy any amin’ny birao

One Response to FISOKAJIANA NY SAMPAN’ASA EO AMIN’NY SEHATRY NY ASA TANANA.

  1. JEAN dit :

    Manahoana Tompoko izaho mba te hianatra hanambotra savony misy afaka manampy ahy ve?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *